RATSIMBAZAFY - RAHARIMANANTSOA Pierrette
Dieu est Amour ;
Celui qui demeure dans l'Amour demeure en Dieu et Dieu demeure en lui
( 1 Jean 4 : 16b / texte de l'homélie lors de notre Mariage le 17 / 07 / 99 )
|
![Dieu est Amour [ Pensée Chrétienne ]](../madagascar_ravo_ftrav/Volosarika%20RP%202.jpg)
Ravo - Jenny & Pierrette - Canal des Pangalanes : Mananjary nov 2007
Toute l'eau des océans ne suffirait pas à éteindre le feu de l'Amour.
Et toute l'eau des fleuves serait incapable de le noyer
( Cantique des Cantiques 8 : 7a )
Mais de même que la beauté de l'Océan ne peut être saisie
que lorsqu'elle est contemplée, ainsi l'Amour de Dieu ne révèle sa profondeur
que s'Il est accepté ( Billy Graham )
Le bonheur de l'homme dépend de la relation qu'il entretient avec son Créateur. Dieu ne veut pas me donner une vie " supportable ", mais une existance riche de sens ( La Bonne Semence du 22 jan 2007 ) |
Ravo Pierrette 
P & Ravo P & Li
| ANAO NO NINDRAMIKO
(Henri Ratsimbazafy)
Fa na talenta, na fahaizana, na saina,
sy izay rehetra nentiko
ho nampiasaina,
Dia Voninahitrao (bis)
Na dia toa kilalao (bis) Fa tsy misy na iray aza avy amiko
Fa Anao ireny no nindramiko
I -
Ny fiainako manontolo
hatramin'ny elabe,
Dia narindranao daholo
na taiza no naleha,
Ka ny hany holazaiko,
ny azoko hatao
Dia izay takatry ny saiko
no isaorako Anao
|
II -
Ny tongotro aman-tanako,
ny feo, ny maso koa,
izay lazaiko hoe fananako
dia avy aminao avokoa.
Ka n'inon'inona lazaiko
n'inon'inona hatao
dia tsy vokatry ny saiko
fa fanomezana avy aminao.
III -
'Zay rehetra nomenao ahy
na ny saina, na ny fo,
na ny tena, na ny fanahy
mba hamasino avokoa
Mba oneno re ny foko
tena ho tempolinao
ary dia Ianao no antsoiko
n'inon'inona atao
IV -
Dia iriko mba hitohy
'zany fitahiana izany
na ho lava na ho fohy
ny androm-piainako eto an-tany
Mba omeo ahy ny hery
sy ny toky avy aminao
fa raha izay izaho irery
tsy hahatontosa izay hatao
|

Ravo - Pierrette aux chutes de la Lily Ampefy - Nov 2008
Dieu permet que plusieurs choses restent pour nous des mystères
Afin d'éprouver de cette manière l'obéissance de notre esprit
( La Bonne Semence du 22 jan 2007 )
FITIAVANA ( Hiran' i POOPY )
Mba lazao ahy raha mety ho fantatrao,
Nahoana moa ilay fitia zay laizaina ho tsara
No mampitalao, mampitanondrik' anao,
Lazao ahy, lazao ahy fa tsy fantatro
Fa nahoana moa raha toa ka tsara izy zao,
Tsy maharitra, tsy miaritra fa mora miofo
Ka mandratra anao, manimba ny fiainanao
Nahoana lahy, maninona no toa ekenao
Nefa rahoviana moa ny fiainana fitiavana
No tsy ho arahina sento sy tomany
Tsy ho hitanao ny lanjan'ny fiainana
Raha toa ka tsy ho fantatrao zao rehetra izao
Teny tsotra toy izao no navalinao :
FITIAVANA FITIAVANA io no FIAINANA
Efa hatry ny ela anie ny fitiavana
No hifandimbiasana sento sy tomany
![Le chrétien sait que Dieu mesure, exactement, ce qu' Il lui envoie ... Le croyant sait que son Dieu a le commandement suprême sur TOUS les éléments, dans la nature et dans sa vie [ Pensée Chrétienne ]](../Gif/Waterfall_Ravo_1.gif)
Quelque part à l'Ouest de Madagascar
Le chrétien sait que Dieu mesure, exactement, ce qu' Il lui envoie ...
Le croyant sait que son Dieu a le commandement suprême
sur TOUS les éléments, dans la nature et dans sa vie ...
( Plaire au Seigneur 2008 - du 9 janv )
FANEKEM-PINOANA ( Hiran' i SOLO )
Nahoana ny maso no tsy hanganohano raha sendra alon-drano ?
Nahoana ny saina no tsy ho valalanina raha sangodim-panina ?
Mahery mahamay no hitsapana anay ry Tompo Rainay
Nahoana ho nahoana ny fo no tsy ho torovana raha sendra fahatsiarovana ?
Nahoana koa nahoana no tsy ho adaladala raha zanaka malala
Tiana sy lalaina no indro re nalaina mbola vao maraina ?
Kanefa Raiko ô ! 'Zato hirako 'zay asandratro izao
Tsy sanatria tsy akory ho faniliako Anao
Fa maika hanolorako indray Aminao 'lay manda vaovao
Ny herin'ny finoako tsy mbola miova loko (...)
Satria mino aho fa ilay velomanay dia mandram-pihaona ihany
Satria mino aho fa ilay velomanay dia tsy ho mandrakizay
(Fahatsiarovana 2007, 2006, 2004, 2003)
Forest Gump

The Christian Counter
RATSIMBAZAFY Ravo Nomenjanahary & Pierrette
co-webmasters

Ce site est
|